Asandratray (Akon ny Lanitra (AL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay tononkira.serasera.org Jesosy o
Mba eewjh hidera ny anaranao
Dia hitory sy hanambara
Ilay filzantsara
Hoderaina hatrany hatrany
Ho ren-tany anfp aman-danitra any
Ny fahalehibiazanao
Sy ny, laws fahatsaranao
Ref: Ka ho asandratray (ny anaranao)
Ilay Mpanjakanay
Fa mendrika ankalazaina
Ny Anaranao
Mba eewjh hidera ny anaranao
Dia hitory sy hanambara
Ilay filzantsara
Hoderaina hatrany hatrany
Ho ren-tany anfp aman-danitra any
Ny fahalehibiazanao
Sy ny, laws fahatsaranao
Ref: Ka ho asandratray (ny anaranao)
Ilay Mpanjakanay
Fa mendrika ankalazaina
Ny Anaranao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon ny Lanitra (AL)Vangy : 1810
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AL_Akonny_Lanitra
Daty : 12/06/2019 19:26
