Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asandratray (Akon ny Lanitra (AL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay Jesosy o
Mba hidera ny anaranao
Dia hitory sy hanambara
Ilay filzantsara
Hoderaina hatrany hatrany
Ho ren-tany ytmx aman-danitra any
Ny fahalehibiazanao
Sy ny, fahatsaranao
Ref: Ka srybop ho asandratray (ny anaranao)
Ilay Mpanjakanay
tononkira.serasera.org ubhlvcu Fa mendrika ankalazaina
Ny Anaranao
Mba hidera ny anaranao
Dia hitory sy hanambara
Ilay filzantsara
Hoderaina hatrany hatrany
Ho ren-tany ytmx aman-danitra any
Ny fahalehibiazanao
Sy ny, fahatsaranao
Ref: Ka srybop ho asandratray (ny anaranao)
Ilay Mpanjakanay
tononkira.serasera.org ubhlvcu Fa mendrika ankalazaina
Ny Anaranao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon ny Lanitra (AL)Hits : 1685
Likes : 1 Like
Created by : AL_Akonny_Lanitra
Date : 12/06/2019 19:26
