Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rehefa miaraka Aminao (Akom'Peo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tononkira.serasera.org vao mifoha maraina aho
Mameno ahy ny Fanahinao
Ka tsapako fa velona aho
Ny anaranao ao am-bavako
Mavoavaha ny olako
Manokatra ny lalako
**Feno, ujdci feno Anao ny fiainako, ny tenako
Ny fiderana atolotray tfadeuxm tsy ho ritra izany
Hanerana ny vazan-tany, mhxgbt fa tsy eto ihany
Tsy ho eto ihany
Dia mbola feno fifaliana
Tontolo androm-pitsikina
No hiainako ao Aminao
Ny takariva hiderako
Ary koa ankalazako
Ny Anaranao Masina
**Feno, feno Anao ny fiainako, ny tenako
Ny fiderana atolotray tsy ho ritra izany
Hanerana ny vazan-tany, fa tsy eto ihany

--------
Rohy: