Ny fitiavany (Akom'Peo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Ray be fitia
Tsy miova, ho doria
Ny hanary ahy dia sanatria
Satria sarobidy Aminy
**Izy be fitiavana
Mampiray sy mampihavana
Mba cukikze ho feo iray izao tontolo izao
MIDERA tononkira.serasera.org NY ANARANAO
Raha manavao
Ny finoana isika izao
Dia hahazo fiainam-baovao
Ho any an-danitra izaho sy ianao
**Izy be jdmjixsh fitiavana
Mampiray sy mampihavana
Mba ho feo iray izao tontolo izao
MIDERA NY ANARANAO
****Izy no hitokiana
abctaxge Hanome fifaliana
Handrava ny fahoriana
Ho anao, Ho anaaaoo............
**Izy be fitiavana.......
Tsy miova, ho doria
Ny hanary ahy dia sanatria
Satria sarobidy Aminy
**Izy be fitiavana
Mampiray sy mampihavana
Mba cukikze ho feo iray izao tontolo izao
MIDERA tononkira.serasera.org NY ANARANAO
Raha manavao
Ny finoana isika izao
Dia hahazo fiainam-baovao
Ho any an-danitra izaho sy ianao
**Izy be jdmjixsh fitiavana
Mampiray sy mampihavana
Mba ho feo iray izao tontolo izao
MIDERA NY ANARANAO
****Izy no hitokiana
abctaxge Hanome fifaliana
Handrava ny fahoriana
Ho anao, Ho anaaaoo............
**Izy be fitiavana.......
--------
Rohy:
