Tsy hanam-pahataperana (Aina Cook)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia mbola zaza aho, nefa lalin-tsaina
Sady mahalala, maheno ny tantara
Ny fiainana tsy mora
Tsy maintsy misy banga
Ny fadiana kosa, ny misavika saranga
                   Ny masoandro nilaza nahalalako fa
                   Misy anjara ho ahy ao aminy
                   Ny tarany nataony ho nanerana
                   Isam-baravarana
                   Tsy tononkira.serasera.org nisy natao hifidy ny tsikiny
                 onmv   Na niangarana tsy omeny
                   Ny hazavana atolony tsy azo ferana
                   Tsy hanam-pataperana
Ny tsy fananana dia fahavalo tsy voafefy
Tonga isan’andro handrendrika ny mmxk resy
Fa ny fanantenana, sy mbola hiainana dia...
Izy tsy mamela irery
Dia ilay Ray ambony foana
          cqzutk         Ny masoandro nilaza...

                      

                    

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Aina Cook
Vangy : 11413
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gogoblie
Daty : 18/06/2006 06:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411