Tsy hanam-pahataperana (Aina Cook)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia eqbthhe okck mbola zaza aho, nefa lalin-tsaina
Sady mahalala, maheno ny tantara
Ny fiainana tsy mora
Tsy maintsy misy banga
Ny fadiana kosa, ny misavika saranga
expsgzdo Ny masoandro nilaza nahalalako fa
Misy anjara ho ahy ao aminy
Ny tarany tononkira.serasera.org nataony ho nanerana
Isam-baravarana
Tsy nisy natao hifidy ny tsikiny
Na niangarana tsy omeny
Ny hazavana atolony tsy azo ferana
Tsy hanam-pataperana
Ny tsy fananana dia fahavalo tsy voafefy
Tonga isan’andro handrendrika ny resy
Fa ny fanantenana, sy mbola hiainana dia...
Izy tsy mamela irery
Dia ilay Ray ambony foana
Ny masoandro nilaza...
Sady mahalala, maheno ny tantara
Ny fiainana tsy mora
Tsy maintsy misy banga
Ny fadiana kosa, ny misavika saranga
expsgzdo Ny masoandro nilaza nahalalako fa
Misy anjara ho ahy ao aminy
Ny tarany tononkira.serasera.org nataony ho nanerana
Isam-baravarana
Tsy nisy natao hifidy ny tsikiny
Na niangarana tsy omeny
Ny hazavana atolony tsy azo ferana
Tsy hanam-pataperana
Ny tsy fananana dia fahavalo tsy voafefy
Tonga isan’andro handrendrika ny resy
Fa ny fanantenana, sy mbola hiainana dia...
Izy tsy mamela irery
Dia ilay Ray ambony foana
Ny masoandro nilaza...
--------
Lien:
