Tsiaro (Aina Cook)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsaroako ireo lalao taloha
Tadidiko avokoa, ato an-doha
Ireo namako dia be dia be tokoa
Fa nanankinako ny fo ianao.
tononkira.serasera.org  ref:    Tsy ny alahelo no mivoka
      Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
      Fa mikalo ka tsy haro no tanisan’ny fo
Satriko, raha mba teo foana ianao
Ka hilaza ppbmq izay vaovao, nefa izao,
Lavitra ahy, rgshrqt nifindra any an-kafa
Feno banga manatsafa, tsy hitafa.

(ref)

Taona maro, tsy mba nifanankalo
Hery tsy mampimalo, xnavf izay nandalo
Ilay fahazazana no atambatro ho visaina
Nokaloiko mba hiraina, mba ho anao

(ref)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Aina Cook
Vangy : 11296
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ricka
Daty : 19/10/2004 19:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299