Tsiaro (Aina Cook)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsaroako ireo lalao taloha
Tadidiko avokoa, ato an-doha
Ireo namako dia be dia be tokoa
Fa nanankinako ny fo ianao.
ref: Tsy ny alahelo no mivoka
Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
Fa mikalo ka tsy haro no tanisan’ny fo
Satriko, tononkira.serasera.org raha mba teo foana ianao
Ka wmwr hilaza izay vaovao, nefa izao,
Lavitra ahy, nifindra any an-kafa
Feno banga manatsafa, tsy lahesf hitafa.
(ref)
Taona maro, tsy mba nifanankalo
Hery tsy mampimalo, izay nandalo
Ilay pwiedk fahazazana no atambatro ho visaina
Nokaloiko mba hiraina, mba ho anao
(ref)
Tadidiko avokoa, ato an-doha
Ireo namako dia be dia be tokoa
Fa nanankinako ny fo ianao.
ref: Tsy ny alahelo no mivoka
Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
Fa mikalo ka tsy haro no tanisan’ny fo
Satriko, tononkira.serasera.org raha mba teo foana ianao
Ka wmwr hilaza izay vaovao, nefa izao,
Lavitra ahy, nifindra any an-kafa
Feno banga manatsafa, tsy lahesf hitafa.
(ref)
Taona maro, tsy mba nifanankalo
Hery tsy mampimalo, izay nandalo
Ilay pwiedk fahazazana no atambatro ho visaina
Nokaloiko mba hiraina, mba ho anao
(ref)
--------
Link:
