Fa izay (Aina Cook)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny , akipio yayvzmfu ny maso tsy hijery
Ilay fiainana tsy anilanao , tsy akaikinao
Eny , hodio tsy hita sy hay
Na dia fantatra fa mahamay , ny vokatr’izay
           Fa izay , fa izay ihany no azo atao
           Raha tena tia azy ianao
           Ny ho avy tsy hay vinaniany
pmbmn           Raha mbola hiova izy any aoriana
Nefa , fantaro fa manampetra
Ny fiafiana amin-java-drehetra , handalo sy hitoetra
           Fa izay , fa izay ihany no azo atao
           Raha tena tia .............................
           tononkira.serasera.org ............................
  Efa hita fa tsy hijaliana ny fitiavana
  Misy fetra oimlfnsi anefa ny fiafiana , na ny fiarahana
  Nefa izay ...............................
  .................

Aina Cook

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Aina Cook
Vangy : 9210
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ricka
Daty : 03/10/2004 09:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1217