Ra-Kap (Agrad)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ao ampoko feno fandaminana
De nataoko feno fandalinana
Feno kajy, feno fahanginana
Ampisitribelona ny mpifaninana

Rah nataoko ny Récap
Mbola zah iany no ra kapi teny
Ze mivoka retra reko ato
Mtovitovy tsisy hafa fiteny

Ndana mi boss
Tsy kop snoob iany ny mc na amigos
Ehh amigdoss,
Tsy zandry kely ,jere wa na ny tanako gauche

Fan toko ray,fa na mitoko roa
Kozy rah ho tafa ty ,ka san***a
Fiainana mandalo,tsy avelako ho nofy
Tanterahanay ny fikasana
Rantsian-tina,rano tsy tiana atao fisasana
Rendez vous terminus tsy ajanona eny amin'ny fisasahana

Fahavalo lany tamingana
Miala maina ze mpamingana
Zah le mc naningana
Afaka mampinana ny nigga-ny
?
Aza mody be marenina
Rap malagasy mbola be ny arenina
Eny,na de bedabe ny hareny
Be ariary 5 eo ,be ariary 6

Toy ny,attaque any benladen
Ho be ny lavenona,de be ny baden
Ho be ny babena
Ny amboara bataina
Zaza vao ,ataonay batemy

Tohizo ny akiafina
Tohizo ny gain gain
Fa aza maika hisora-tena geng geng
Tena izy nareo gaigy gaigy
Norma ny rap rah kozina dead dead

Fa ty le mc tsy mety lany balle aminy
Arahana Air Force sy sac banane
Tranondry mikorontana ry piso mba alamina
Fa aleo ny vibes nay hiodina hatrany Pan-Nam

Mkifa anazy réciproque
Tsy mikifa elah wa hista hichoque
Hitanao ny lalana mande mivoka
Fa tsy haharesy peace and love ny fuck

Valianay tsikitsiky zay mitrerotrerona
Fianakams matoa aserotserony
Ampisainana tsy mila bodongerona
(De avy eo vakiko ny ao aneritreriny)2x

Tsy maniry anay mba ho tafa mintsy
Toe tsaina harefesina be
Manoatra noho ireny tafo fanitso

Miami sa mana antany
Hatreto tsy misy nananontanona
Malagasy tsy manan kohanina
Mampalahelo nohon tsy manao CAN

Aza tsiny rah ndrai2 ah mba mibiloka
Fa Kibo noana tsy vo pompe eny amin'ny vulca
Fiainana mangotraka otran we volcan
Lost a ze mora kivy na manimpy Gand

Fahantrana efa teo ambany masoko iny
Kozinava zah tsy hofaty masikiny
Koz ,zah tsy ho faty masikiny
De rah tsy tafa aza ny hafa no omena tsiny

Olona afaka ze manambola
Na ho any Tamatave ela na ho any manandona
Manangana,Manangona
Raha mitovy jery tsika,manantona
Fa samy manantena

Erikerika nefa mandena
Tsy mi testa an ti n zay no fahendrena
Fa tsy hoe hifamonjena
Na ho lasa mamon'ny tangena
Zah defa miteny hoem tandremo tandremo

Tsy tapohampiainana izay tsara fanomanana
Rahampitso iriko ho diavolana sy fenomanana
Ze alehako we apiafeno namana
Fa nomena saina ko de mba nomena tanana
Tsy any ny amantanana
Zava bita hatramizay dia feno famantarana
Feno fahamatorana
Efa nampenarina tsy hihaino mpanakora
Fa toy ny fofompako ireny ialana fa mahatorana

(Ny ao ampoko feno fandaminana
De nataoko feno fandalinana
Feno kajy, feno fahanginana
Ampisitribelona ny mpifaninana)2x

Rap otr tony ny ah efa routine
Tsy à te taire otran poutine
Tsy volo ty sady tsy faharoa tsinona
Beng beng beng ,tsy aninontsianinona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Agrad
Vangy : 1493
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Caleubas1
Daty : 15/02/2022 20:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0311