Hiasa sy Hitandrina (AFV Anosibe (FLM Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Niantso ahy ianao tononkira.serasera.org mba hitory teny vcib soa mahafaly
Mba hanafaka ireo gadra tena ory sy mijaly
Ka hanenina sy hibebaka amin’ny ratsy fanaony
Niantso ahy ianao, miantso ahy anio ekeko Jesosy ô
Indreto izahay Tompo ô fgtyal hanambara ny filazantsara
Ka ny fo fanahinay mba fenoy ilay hazavana
Mba ho mpankato ny teninao sy hitoetra tsara eo aminao
Ka hiasa sy hitandrina ireo ondrinao
2- Ireo zava-boahary ny tontolo iainanay koa mba ho madio
Ireo wyfbr izay mino anao no hanangana hanorina fiainam-baovao
Mba ho sambatra sy hiaina ka ho velona finaritra
Voninahitra, voninahitra ho anao Jesosy ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV Anosibe (FLM Anosibe)Vangy : 1471
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 04/09/2017 18:19