Hiasa sy Hitandrina (AFV Anosibe (FLM Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Niantso ahy ianao mba hitory teny soa mahafaly
Mba hanafaka ireo gadra tena ory sy mijaly
Ka hanenina sy hibebaka amin’ny ratsy fanaony
Niantso ahy ianao, miantso ahy anio prlexut ekeko Jesosy ô
Indreto izahay Tompo tononkira.serasera.org ô hanambara ny ythxarmz filazantsara
Ka ny fo fanahinay mba fenoy ilay hazavana
Mba ho mpankato ny teninao sy hitoetra tsara eo aminao
Ka hiasa sy hitandrina ireo ondrinao
2- Ireo zava-boahary ny tontolo iainanay koa mba ho madio
Ireo izay mino anao no hanangana hanorina fiainam-baovao
Mba ho sambatra sy hiaina ka ho uqosp velona finaritra
Voninahitra, voninahitra ho anao Jesosy ô

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFV Anosibe (FLM Anosibe)Visites : 1470
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Randria7
Date : 04/09/2017 18:19