Hiasa sy Hitandrina (AFV Anosibe (FLM Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Niantso ahy ianao mba hitory teny soa mahafaly
Mba hanafaka ireo gadra tena ory sy mijaly
Ka hanenina sy hibebaka amin’ny ratsy fanaony
Niantso ahy ianao, miantso ahy anio ekeko Jesosy ô
Indreto izahay Tompo ô hanambara ny filazantsara
Ka ny fo fanahinay mba fenoy ilay hazavana
Mba ho mpankato ny teninao sy hitoetra tsara eo aminao
Ka hiasa sy hitandrina ireo ondrinao
2- Ireo zava-boahary ny tontolo iainanay koa mba ho madio
Ireo aptbmdd izay mino anao no hanangana hanorina fiainam-baovao
Mba ho sambatra aneqm sy hiaina ka ho velona finaritra
Voninahitra, voninahitra wraj ho anao tononkira.serasera.org Jesosy ô

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFV Anosibe (FLM Anosibe)Hits : 1418
Likes : 1 Like
Created by : Randria7
Date : 04/09/2017 18:19