Antsan\'ny Fahazavan\'ny Lanitra (AFL (Antsan'ny Fahazavan'ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I/ O Miderà an’Iaveh, fa hnzpklu izy nanome
Zao fahazavana izao, mba ho taratra hanilo antsika
niuetjo Koa tononkira.serasera.org samia ianareo, manandratra ny feo
Miantsa sy hankalaza, izato hatsaran’ny Lanitra
II/Ny lanitra aza re, natokan’Iaveh
Hanome hazavana ho fanilon’ny lalana hizorantsika
Koa samia ianareo, manandratra ny feo
Hitory an-karavoana, fa tsara ny asan’Andriamanitra
Ref:Ny haizina mandalo, voaringana havokoa
Ka aoka isika hikalo,
Fa tonga ho anao ’lay hazavana tena soa
kbxvzqbc
Njaka Serge RANDRIANARISOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFL (Antsan'ny Fahazavan'ny Lanitra)Vangy : 3818
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaka Serge R.
Daty : 07/04/2005 09:05