Antsan\'ny Fahazavan\'ny Lanitra (AFL (Antsan'ny Fahazavan'ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I/ O Miderà an’Iaveh, fa izy nanome
Zao fahazavana izao, mba sisuc ho kffnxnlv taratra hanilo antsika
Koa samia ianareo, manandratra ny feo
Miantsa sy hankalaza, izato hatsaran’ny Lanitra
II/Ny lanitra aza re, natokan’Iaveh
Hanome hazavana ho fanilon’ny lalana hizorantsika
Koa samia ianareo, manandratra ny feo
Hitory an-karavoana, fa tsara ny asan’Andriamanitra
Ref:Ny haizina mandalo, voaringana havokoa
Ka aoka isika hikalo,
Fa tonga ho anao ’lay hazavana tena soa
tononkira.serasera.org Njaka Serge RANDRIANARISOA izar

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFL (Antsan'ny Fahazavan'ny Lanitra)Visites : 3817
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaka Serge R.
Date : 07/04/2005 09:05