ALELOIA (afia antsan'ny fiderana anjarasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia
Aleloia,aleloia,aleloia
Masina ny teninao tompo ô
Aleloia,aleloia,aleloia
Dera wkscmry anie ho anao
Ka ho mandrakizay
Misaotra anao izahay
Tompo ô!ry tomponay
Noho ny teny soa urwerxs izay
Nafafinao ho anay
Finaritra,tokoa ny fo
Tompo ô!ry rcsydau tomponay
Raha mahatsiaro tononkira.serasera.org isan’andro
Ny asa vitanao
Aleloia,aleloia,aleloia
Masina ny teninao tompo ô
Aleloia,aleloia,aleloia
Dera wkscmry anie ho anao
Ka ho mandrakizay
Misaotra anao izahay
Tompo ô!ry tomponay
Noho ny teny soa urwerxs izay
Nafafinao ho anay
Finaritra,tokoa ny fo
Tompo ô!ry rcsydau tomponay
Raha mahatsiaro tononkira.serasera.org isan’andro
Ny asa vitanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : afia antsan'ny fiderana anjarasoaVangy : 628
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : setra07
Daty : 19/05/2023 10:49
