Misaotra foana (AFI ( Anjomara Fiderana ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny adalana izay natao imasonao Ray
Tena nigagana ditra fahotana
Nefa mbola nomenao ho ahy
Fitahiana sesilany
Mandray indrafo ka
Faly indray midera mankalaza anao tononkira.serasera.org
Fa fitiavana uqsfk ianao

Fiverenana :
Ireo tombon’andro hazavana mibaliaka m’saotra e !
Ao xuddd ireo talenta izay mitondra tsiky am-poko ao Misaotra e !
Na ireo fahoriana izay sedrainay mbola velon’aina ety
Saotra foana e

Noho ireo soa izay mambabo ny foko
Tsy takatrin’ny saiko
Ka hira iray voasoratro tsy nahy no Indro antsoiko
Kaloiko ho anao

A/C: Rajoarilala

zweed

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFI ( Anjomara Fiderana )
Visites : 265
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RadoRAK
Date : 14/09/2026 22:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2602