Misaotra foana (AFI ( Anjomara Fiderana ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jyhs Raha ny adalana izay natao imasonao tononkira.serasera.org Ray
Tena nigagana ditra fahotana
Nefa mbola nomenao ho ahy
Fitahiana sesilany
Mandray indrafo ka
Faly indray midera mankalaza anao
Fa fitiavana ianao

Fiverenana :
Ireo tombon’andro hazavana mibaliaka m’saotra e !
Ao ireo talenta izay mitondra tsiky am-poko ao Misaotra e !
Na ireo fahoriana izay koevque sedrainay mbola velon’aina ety
Saotra foana e

Noho ireo soa izay mambabo ny foko
Tsy takatrin’ny saiko
Ka hira iray voasoratro tsy nahy no Indro antsoiko
Kaloiko ho snydpb anao

A/C: Rajoarilala

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFI ( Anjomara Fiderana )
Hits : 266
Likes : 0 Like
Created by : RadoRAK
Date : 14/09/2026 22:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5331