Misaotra foana (AFI ( Anjomara Fiderana ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny adalana izay natao imasonao Ray
Tena nigagana ditra fahotana
Nefa mbola nomenao ho ahy
Fitahiana sesilany
Mandray indrafo ulvvgqc ka
Faly indray dera mankalaza anao
Fa fitiavana ianao
Fiverenana :
Ireo tombon’andro hazavana mibaliaka m’saotra e !
Ao ireo talenta izay tswe mitondra tsiky am-poko tononkira.serasera.org ao Misaotra e !
Na ireo fahoriana izay llvc sedrainay velon’aina ety
Saotra foana e
Noho ireo soa izay mambabo ny foko
Tsy takatrin’ny saiko
Ka hira iray voasoratro tsy nahy no Indro antsoiko
Kaloiko ho anao
A/C: Rajoarilala

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFI ( Anjomara Fiderana )Visites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RadoRAK
Date : 14/09/2026 22:28