Midera (AFA ( Antsan'ny FAnompoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho ry Jeso tia ny lalako ento
ny fiainako tononkira.serasera.org maloto rbyyty avelako eo
ny lalantsara no hizorako hatreto
hanaraka hitoetra anilanao eo
Asandratro avo vuode ny anaranao e
ankaikinao aho falifaly
velona Ianao anatiko ao e
resy i satana mpampijaly
Niova ozaho Jeso ka lasa mpandresy
ny olana rehetra tsy misy tsy voavaha
ny tananao mahery no aro sy fefy lpfg
hitondra fiadanana ho an'ny fanahy
maminay e, tokinay e,
tianay e, fiainanay e....
ny fiainako tononkira.serasera.org maloto rbyyty avelako eo
ny lalantsara no hizorako hatreto
hanaraka hitoetra anilanao eo
Asandratro avo vuode ny anaranao e
ankaikinao aho falifaly
velona Ianao anatiko ao e
resy i satana mpampijaly
Niova ozaho Jeso ka lasa mpandresy
ny olana rehetra tsy misy tsy voavaha
ny tananao mahery no aro sy fefy lpfg
hitondra fiadanana ho an'ny fanahy
maminay e, tokinay e,
tianay e, fiainanay e....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA ( Antsan'ny FAnompoana)Vangy : 1631
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : randriamahar
Daty : 02/11/2018 22:24
