Midera (AFA ( Antsan'ny FAnompoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho jafvby ry Jeso leiq tia ny lalako ento
ny fiainako maloto avelako eo
ny lalantsara no hizorako hatreto
hanaraka hitoetra anilanao eo
Asandratro nuttwhf avo ny anaranao e
ankaikinao aho falifaly
velona Ianao anatiko ao e
resy i satana tononkira.serasera.org mpampijaly
Niova ozaho Jeso ka lasa mpandresy
ny olana rehetra tsy misy tsy voavaha
ny tananao mahery no aro sy fefy
hitondra fiadanana ho an'ny fanahy
maminay e, tokinay e,
tianay e, fiainanay e....
ny fiainako maloto avelako eo
ny lalantsara no hizorako hatreto
hanaraka hitoetra anilanao eo
Asandratro nuttwhf avo ny anaranao e
ankaikinao aho falifaly
velona Ianao anatiko ao e
resy i satana tononkira.serasera.org mpampijaly
Niova ozaho Jeso ka lasa mpandresy
ny olana rehetra tsy misy tsy voavaha
ny tananao mahery no aro sy fefy
hitondra fiadanana ho an'ny fanahy
maminay e, tokinay e,
tianay e, fiainanay e....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA ( Antsan'ny FAnompoana)Visites : 1630
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : randriamahar
Date : 02/11/2018 22:24
