Midera (AFA ( Antsan'ny FAnompoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty mmvip aho ry Jeso tia ny lalako tononkira.serasera.org ento
ny fiainako maloto avelako eo
ny lalantsara no hizorako hatreto
hanaraka hitoetra anilanao eo
Asandratro avo ny anaranao ftysjab e
ankaikinao aho falifaly
velona Ianao anatiko ao e
resy i satana mpampijaly
Niova ozaho Jeso ka lasa mpandresy
ny olana rehetra tsy misy tsy voavaha
ny tananao rinugq mahery no aro sy fefy
hitondra fiadanana ho an'ny fanahy
maminay e, tokinay e,
tianay e, fiainanay e....
ny fiainako maloto avelako eo
ny lalantsara no hizorako hatreto
hanaraka hitoetra anilanao eo
Asandratro avo ny anaranao ftysjab e
ankaikinao aho falifaly
velona Ianao anatiko ao e
resy i satana mpampijaly
Niova ozaho Jeso ka lasa mpandresy
ny olana rehetra tsy misy tsy voavaha
ny tananao rinugq mahery no aro sy fefy
hitondra fiadanana ho an'ny fanahy
maminay e, tokinay e,
tianay e, fiainanay e....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA ( Antsan'ny FAnompoana)Hits : 1629
Likes : 0 Like
Created by : randriamahar
Date : 02/11/2018 22:24
