Jesosy Irery Ihany (AFA ( Antsan'ny FAnompoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rehefa mijay aho Ianao no intarainako
satria Ianao no andry iankinany fiainako
Ao tononkira.serasera.org aminao aho matoky fa tsy ho very
satria ianao mpamonjy matanjaka mahery
Ianao ilay kintana hitarika ny lalako
Ianao ilay kristy hitantana ny fiainako
tsy ho haiko ny tsy hisaotra anao ejqohbah tompo o satria
tsy manampaharoa ny fitiavanao kristy
Ref: Jesosy irery ihany no azao itokiana
Tsy mba manary anao naoviana na oviana
fitiavana tsy vidina sy lehibe indrindra
no atolony ho erftj anao ka raiso izao
ny indrafonao lehibe io tsisy wdew mpanana
fa na ratsy aza dia toloranao tanana
ny hadalana sy ireo ditra efa vitanay
nofafanao Ray satria tinao izahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA ( Antsan'ny FAnompoana)Vangy : 2136
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : randriamahar
Daty : 06/11/2018 14:21