Jesosy Irery Ihany (AFA ( Antsan'ny FAnompoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yquiz rehefa mijay aho Ianao no intarainako
satria Ianao no andry iankinany fiainako
Ao aminao aho matoky fa tsy ho very
satria ianao mpamonjy matanjaka mahery
Ianao ilay kintana hitarika ny lalako
Ianao ilay kristy hitantana ny fiainako
tsy ho haiko ny tsy hisaotra anao tompo o satria
tsy manampaharoa ny fitiavanao kristy
Ref: Jesosy irery ihany no azao itokiana
Tsy mba manary anao naoviana na tononkira.serasera.org oviana
fitiavana tsy vidina sy lehibe indrindra ehdc
no atolony ho anao ka raiso izao
ny indrafonao lehibe io tsisy mpanana
fa na ratsy aza dia toloranao tanana
ny hadalana sy ireo ditra efa vitanay
nofafanao Ray satria tinao cdlimz izahay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA ( Antsan'ny FAnompoana)Visites : 2099
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : randriamahar
Date : 06/11/2018 14:21