Jesosy Irery Ihany (AFA ( Antsan'ny FAnompoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rehefa mijay aho Ianao no intarainako
satria Ianao no andry iankinany fiainako
Ao aminao aho matoky fa tsy ho very
satria ianao mpamonjy matanjaka qaceys mahery
Ianao ilay kintana hitarika ny lalako
Ianao ilay kristy hitantana ny fiainako
tsy ho haiko ny tsy hisaotra anao tompo o satria
tsy ipsxj manampaharoa ny fitiavanao kristy
Ref: Jesosy irery ihany no azao tononkira.serasera.org itokiana
Tsy mba manary anao naoviana na oviana
fitiavana tsy vidina sy lehibe indrindra
no atolony cttv ho anao ka raiso izao
ny indrafonao lehibe io tsisy mpanana
fa na ratsy aza dia toloranao tanana
ny hadalana sy ireo ditra efa vitanay
nofafanao Ray satria tinao izahay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA ( Antsan'ny FAnompoana)Hits : 2100
Likes : 1 Like
Created by : randriamahar
Date : 06/11/2018 14:21