Soa (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Soa ero ny miaraka Aminao Jesoa aa
Tsa misy ny mampagnahy fa de lazaiko
Ko hivehivemikarogna aia koa a
Anoa 'sika aby, aia fkoroqu koa ro ahita ?
REF :
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa aa
Soa e, ( agnay tsa mba hiala koa )
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa a a
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
( x2 )
.......Instru........
2. Agnao eroa ro tiagnay halala a
Moa agnao ve vana misalasala
Tapao ny hevitsao fa aza miandry koa
Anoa 'sika aby hiaraka @ Tompo
REF :
Soa e, ny miaraka flhltssq Aminao Jesoa aa
Soa e, ( agnay tsa mba hiala koa )
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa a a
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
( x2 )
Anaaa, isaorana anie Andriamanitra nanome antsika izao andro androany tononkira.serasera.org izao, koa agnay niavy eto e manasa anao, magnenga anao,
Anoa ero isika anompo an'Andriamanitra 'zao fa rah soa ro miaraka amin'Azy, koa agnay e faly mankasitraka mankatelina, ko misaotra indrindra tompoko ô !
.......Instru........
Soa e, Soa soa a
Soa e, rah soa a
Soa e, anoa hery
Soa e, Soa soa a
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa aa
Soa e, ( agnay tsa mba hiala koa )
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa a a
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, pqol fa tsa sahirana
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
Tsa misy ny mampagnahy fa de lazaiko
Ko hivehivemikarogna aia koa a
Anoa 'sika aby, aia fkoroqu koa ro ahita ?
REF :
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa aa
Soa e, ( agnay tsa mba hiala koa )
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa a a
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
( x2 )
.......Instru........
2. Agnao eroa ro tiagnay halala a
Moa agnao ve vana misalasala
Tapao ny hevitsao fa aza miandry koa
Anoa 'sika aby hiaraka @ Tompo
REF :
Soa e, ny miaraka flhltssq Aminao Jesoa aa
Soa e, ( agnay tsa mba hiala koa )
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa a a
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
( x2 )
Anaaa, isaorana anie Andriamanitra nanome antsika izao andro androany tononkira.serasera.org izao, koa agnay niavy eto e manasa anao, magnenga anao,
Anoa ero isika anompo an'Andriamanitra 'zao fa rah soa ro miaraka amin'Azy, koa agnay e faly mankasitraka mankatelina, ko misaotra indrindra tompoko ô !
.......Instru........
Soa e, Soa soa a
Soa e, rah soa a
Soa e, anoa hery
Soa e, Soa soa a
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa aa
Soa e, ( agnay tsa mba hiala koa )
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa a a
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, pqol fa tsa sahirana
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Vangy : 1231
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ckaye
Daty : 09/06/2022 19:11
