Ny Fitiavana (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fitiavana mandefitra ny zava-drehetra
Ny fitiavana maharitra n'inona sedra
Ny fitiavana tsy mialona tsy mieboebo
Ny fitiavana manantena na dia misento
2-Ny fitiavana mandrakariva dia mifaly
Ny fitiavana tsy tezitra, tsy mifamaly
Ny fitiavana miaina ny toeran'ny hafa
Malemy fiteny, fihetsika, tsy mihafahafa
REF :
Mifona aho fa tena tsy oqbae manam-pitiavana Jesoa ptwawer ô !
Tsy mba mahay mamindra fo
Tahaka Anao Tompoko
Tsy vitako ny mampifaly ireo manodidina ahy
Fa hay moa ka misy tomany
Noho ny amiko any ho any
3-Tsy mahafaty re, ny mamela ny heloky ny hafa
Tsy mahafaty tononkira.serasera.org ho'aho, mandefitra tsisy maratra
Tsy mahafaty moa, mangina manidy ny mzlzvmx vava
Ka aleo izay teny mendrika ny Tompo no ambara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Vangy : 970
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ckaye
Daty : 14/03/2023 13:20