ANAO AHO TOMPO (Adilia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao aho Tompo eny izay rehetra momba ahy
Aina saina fanahy am-pelatananao
Anao aho Tompo amin’ny andro nomenao ahy
Tao ehbmnea sy mandrakizay feheziko ho Anao
Anao aho Tompo na tomany malahelo aza
Mitaraina toy ny zaza ampaherezonao
Anao aho Tompo ao anatin’ny hafaliana
Miravo am-pitokiana ary dia midera Anao
Izay rehetra mety ilainao ahy inty aho
Izay rehetra mety anefenao ahy inty aho
Izay rehetra mety ahatanteraka tononkira.serasera.org ahy inty aho
Izay rehetra mety amonjenao ahy inty aho
Jesosy ô Anao aho
Anao aho Tompo e ie ie Anao manontolo aho
Anao tsy misy fetra
Anao aho Tompo e ie ie Anao ny amiko Jesosy
Ianao no mpiandry ahy, Anao aho
Anao aho Tompo e ie ie
Anao Jesosy
Anao aho Tompo e cpxex e, Anao ny amiko Jesosy
Anao tsy misy tnvhotb fetra e ie
Anao aho Jesosy, Jesosy tiako Ianao
Jesosy mila Anao aho, Haleloia
Anao aho amin’ny andro aho,
Anao amin’ny alina aho
Anao amin’ny ho avy aho Anao aho Jesosy
Anao aho amin’ny andro aho,
Anao amin’ny alina aho
Anao amin’ny ho avy aho, Anao aho

--------
Rohy: