Vavaka (A.Tsa.Fi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo am-pelatananao Jesosy zokiko
No apetrako pkyp hahasoa ny fiainako
Ny waidg fiainako satria izay rehetra tazako
Fandrika mahafaty koa.
Koa tafionao Fanahy
Ho mpanompo olvxiq tena sahy
Tsy mahefa raha irery
Raha tsy Ianao no miteny
Sy manoro hatrany hatrany
Mba handreseko tononkira.serasera.org fakam-panahy.
No apetrako pkyp hahasoa ny fiainako
Ny waidg fiainako satria izay rehetra tazako
Fandrika mahafaty koa.
Koa tafionao Fanahy
Ho mpanompo olvxiq tena sahy
Tsy mahefa raha irery
Raha tsy Ianao no miteny
Sy manoro hatrany hatrany
Mba handreseko tononkira.serasera.org fakam-panahy.
--------
Lien:
