You are here: home > Tononkira > A.Tsa.Fi

Ampianaro (A.Tsa.Fi)

Ampianaro aho hanao izay sitraponao, Andriamanitra o
Ampahafantaro koa mba hitandrina ny didinao, Tompo Masina o


Aza avela ny foko hirona amin-java-dratsy
Fa Ianao no Ilay efa nanavotra ahy hatrizay hatrizao.


Namaha 'reo nifatotra Ianao, nampahiratra ny tononkira.serasera.orgjamba
Mahay mampitraka ireo izay mitanondrika
Tsy misy izay tsy vitanao
Koa ampianaro aho fa te-hihira ho Anao, ho Anao.


Andriamanitra o, hihira ho Anao aho
Hankalaza Anao aho raha mbola velon'aina koa
Hanandratra Anao aho, Mpanjakako
Fa tsara ny mihira ho Anao.


Ampianaro aho  

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.Tsa.Fi
Mpamaky : 876
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FyR..
Tamin'ny : 30/08/2016 14:00:07
ID : 8804

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo