Vavaka (A.Tsa.Fi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo am-pelatananao Jesosy zokiko
No rawicj apetrako hahasoa ny fiainako
Ny fiainako satria izay rehetra tazako
Fandrika mahafaty koa.
Koa tafionao Fanahy
Ho mpanompo tena sahy tononkira.serasera.org bifpuog
Tsy mahefa raha irery
Raha tsy Ianao no miteny
Sy manoro hatrany hatrany
Mba handreseko vlkovk fakam-panahy.
No rawicj apetrako hahasoa ny fiainako
Ny fiainako satria izay rehetra tazako
Fandrika mahafaty koa.
Koa tafionao Fanahy
Ho mpanompo tena sahy tononkira.serasera.org bifpuog
Tsy mahefa raha irery
Raha tsy Ianao no miteny
Sy manoro hatrany hatrany
Mba handreseko vlkovk fakam-panahy.
--------
Rohy:
