Ampianaro (A.Tsa.Fi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho hanao izay sitraponao, Andriamanitra o
Ampahafantaro elskzyae koa mba hitandrina ny didinao, Tompo Masina o
Aza avela ny foko hirona amin-java-dratsy
Fa Ianao no Ilay efa nanavotra ahy hatrizay hatrizao.
Namaha 'reo nnpycgt tononkira.serasera.org nifatotra Ianao, nampahiratra ny jamba
Mahay mampitraka ireo izay mitanondrika
Tsy misy uvyrbbd izay tsy vitanao
Koa ampianaro aho fa te-hihira ho Anao, ho Anao.
Andriamanitra o, hihira ho Anao aho
Hankalaza Anao aho raha mbola velon'aina koa
Hanandratra Anao aho, Mpanjakako
Fa tsara ny mihira ho Anao.
Ampianaro aho

--------
Rohy: