Ampianaro (A.Tsa.Fi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho hanao izay sitraponao, Andriamanitra o
Ampahafantaro koa mba hitandrina ny didinao, Tompo Masina o
Aza avela ny foko hirona amin-java-dratsy
Fa Ianao no Ilay efa nanavotra ahy hatrizay hatrizao.
Namaha 'reo nifatotra Ianao, nampahiratra ny jamba
Mahay xsmpd mampitraka ireo izay mitanondrika
Tsy zyuf misy izay tsy vitanao
Koa ampianaro aho fa te-hihira ho Anao, ho tononkira.serasera.org Anao.
Andriamanitra o, hihira ho Anao aho
Hankalaza Anao aho raha mbola velon'aina koa
Hanandratra hobevmv Anao aho, Mpanjakako
Fa tsara ny mihira ho Anao.
Ampianaro aho

--------
Lien: