You are here: home > Tononkira > A.Tsa.Fi

Vavaka (A.Tsa.Fi)

Eo am-pelatananao Jesosy zokiko
No apetrako hahasoa ny fiainako
Ny fiainako satria izay rehetra tazako
Fandrika mahafaty kotononkira.serasera.orga.

Koa tafionao Fanahy
Ho mpanompo tena sahy
Tsy mahefa raha irery
Raha tsy Ianao no miteny
Sy manoro hatrany hatrany
Mba handreseko fakam-panahy.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.Tsa.Fi
Mpamaky : 752
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FyR..
Tamin'ny : 30/08/2016 13:58:51
ID : 8803

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo