Hiraiko (A.FAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
htdvdcb 1. Hiraiko ny fiainako eto
Hiraiko ho fiderako Anao Jesosy ô
Ka aqeucf na hitsiky aho na hisento
Hihira foana aho ho Anao
2. Ekeko fa tononkira.serasera.org ny fiainana eto
Tsy hilaozan'olana sy sento Jeso
Fa ory aho ety an-tany
gfgv Ho sambatra any an-danitra any
Fiverenana:
Ka n'inona n'inona hitranga na ho mainty na ho manga
Na fefena na rarana, mbola hihira fiderana
( Hirahira no hiraiko mba hidera anao )
Hiraiko ho fiderako Anao Jesosy ô
Ka aqeucf na hitsiky aho na hisento
Hihira foana aho ho Anao
2. Ekeko fa tononkira.serasera.org ny fiainana eto
Tsy hilaozan'olana sy sento Jeso
Fa ory aho ety an-tany
gfgv Ho sambatra any an-danitra any
Fiverenana:
Ka n'inona n'inona hitranga na ho mainty na ho manga
Na fefena na rarana, mbola hihira fiderana
( Hirahira no hiraiko mba hidera anao )
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.FAMVangy : 120
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 06/07/2026 22:44
