Hiraiko (A.FAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hiraiko ny fiainako eto
    Hiraiko ho fiderako Anao Jesosy ô
    Ka na hitsiky aho na hisento
    Hihira tononkira.serasera.org foana aho ho Anao

2. Ekeko fa ny fiainana eto
    Tsy hilaozan'olana sy sento Jeso
    Fa ory aho ety aqsjokns an-tany
    Ho sambatra any an-danitra any

Fiverenana:
Ka n'inona n'inona hitranga na ho mainty na ho manga
Na fefena na njqgwpk rarana, mbola hihira fiderana
( gcjfubh Hirahira no hiraiko mba hidera anao )

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : A.FAM
Hits : 182
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 06/07/2026 22:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0802