Tsy anjara (5x5)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada ô, tena lasa tokoa mantsy ianao
Nilaozanao 'ty neny tsy nahafoy nlve anao
Tsy anjara mitongilana, fa tsy azo hidovirana
No nandrakotra ny anjara masoandrony.
Ref:
Dia ataoko ahoana ny krmc tsy hatsiaro
Ilay Raiko izay tsy foiko
Dia ataoko ahoana tononkira.serasera.org ny tsy hitomany
Fa tsy ampy ny fitiavany
Dia ataoko ahoana ny tsy hitomany
Mijaly ny tantarany
Dada malala ô, mandriam-piadana.
Dada ô, vyigfcm namela kamboty maro ianao
Nilaozanao ireo zanaka aman-jafinao
Matoa izahay mifamela hatrany
Dia mbola manantena ihany
F'indray andro mbola hihaona any ankoatra any.
Neny ô, izao no fampiononanao
Mitrakà fa fiainana an-tany izao
Jereo ireto zanakao
Ny adidy izay sahaninao
Antenao ilay maraina vaovao.
Ref: ..................(x2)
Dada malala ô, mandriam-piadana.
Nilaozanao 'ty neny tsy nahafoy nlve anao
Tsy anjara mitongilana, fa tsy azo hidovirana
No nandrakotra ny anjara masoandrony.
Ref:
Dia ataoko ahoana ny krmc tsy hatsiaro
Ilay Raiko izay tsy foiko
Dia ataoko ahoana tononkira.serasera.org ny tsy hitomany
Fa tsy ampy ny fitiavany
Dia ataoko ahoana ny tsy hitomany
Mijaly ny tantarany
Dada malala ô, mandriam-piadana.
Dada ô, vyigfcm namela kamboty maro ianao
Nilaozanao ireo zanaka aman-jafinao
Matoa izahay mifamela hatrany
Dia mbola manantena ihany
F'indray andro mbola hihaona any ankoatra any.
Neny ô, izao no fampiononanao
Mitrakà fa fiainana an-tany izao
Jereo ireto zanakao
Ny adidy izay sahaninao
Antenao ilay maraina vaovao.
Ref: ..................(x2)
Dada malala ô, mandriam-piadana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 5x5Vangy : 3464
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 11/07/2018 08:24
