Tsy anjara (5x5)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada ô, tena lasa tokoa mantsy ianao
Nilaozanao 'ty neny tsy nahafoy anao
Tsy anjara mitongilana, fa tsy azo hidovirana
No nandrakotra ny anjara masoandrony.
Ref:
Dia ataoko ahoana ny tsy hatsiaro
Ilay Raiko izay tsy foiko
Dia ataoko ahoana ny tononkira.serasera.org tsy hitomany
Fa tsy ampy ny fitiavany
Dia ataoko ahoana ny tsy qyyj hitomany
Mijaly ny tantarany
Dada malala ô, mandriam-piadana.
Dada ô, namela kamboty maro ianao
Nilaozanao ireo zanaka aman-jafinao
Matoa izahay mifamela hatrany
Dia mbola manantena ihany
F'indray andro mbola hihaona any ankoatra any.
Neny okuim ô, izao no fampiononanao
Mitrakà fa fiainana an-tany izao
Jereo ireto zanakao
Ny adidy izay sahaninao
Antenao ilay maraina vaovao.
Ref: ..................(x2)
Dada xlaglns malala ô, mandriam-piadana.
Nilaozanao 'ty neny tsy nahafoy anao
Tsy anjara mitongilana, fa tsy azo hidovirana
No nandrakotra ny anjara masoandrony.
Ref:
Dia ataoko ahoana ny tsy hatsiaro
Ilay Raiko izay tsy foiko
Dia ataoko ahoana ny tononkira.serasera.org tsy hitomany
Fa tsy ampy ny fitiavany
Dia ataoko ahoana ny tsy qyyj hitomany
Mijaly ny tantarany
Dada malala ô, mandriam-piadana.
Dada ô, namela kamboty maro ianao
Nilaozanao ireo zanaka aman-jafinao
Matoa izahay mifamela hatrany
Dia mbola manantena ihany
F'indray andro mbola hihaona any ankoatra any.
Neny okuim ô, izao no fampiononanao
Mitrakà fa fiainana an-tany izao
Jereo ireto zanakao
Ny adidy izay sahaninao
Antenao ilay maraina vaovao.
Ref: ..................(x2)
Dada xlaglns malala ô, mandriam-piadana.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : 5x5Hits : 3464
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 11/07/2018 08:24
