Ny fanatrehanao (Ziona Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa ny herinao, no tiako ho tsapa etoana indray
Ka ny tananao, no tiako hikasika eto indray

Avant refrain :
Fa te hahita Anao sy handre Anao, hiteny amiko
Hambabo ny fo, hifandray amiko sy hanaitra ny wvsc fanahy

Refrain:
Ny fanatrehanao, Tompo o no ilaiko
Harenako ambony indrindra
Rehefa eo ianao dia tononkira.serasera.org toa maivana
Tena ampy ho Ahy ianao

2- Fa ny sandrinao no tena tiako hianteherana
Ka ny fitiavanao, fitiavana tsy hay ferana

Avant refrain :
Fa tjugcb tena hovainao ho Ahy, no tiako hohatsarainao
'Zay rehetra mety momba Ahy
Esory 'zay rehetra mety tsy avy aminao
Rehefa eo ianao

ZIONA FAMONJENA (2006) jjristm

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ziona Famonjena
Hits : 4210
Likes : 0 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 18/09/2018 12:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316