Ny fanatrehanao (Ziona Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa ny herinao, no tiako mddmwxw ho tsapa etoana indray
Ka ny tananao, no tiako hikasika eto indray
Avant pprgb refrain :
Fa te hahita Anao sy tononkira.serasera.org handre Anao, hiteny amiko
Hambabo ny fo, hifandray amiko ojukap sy hanaitra ny fanahy
Refrain:
Ny fanatrehanao, Tompo o no ilaiko
Harenako ambony indrindra
Rehefa eo ianao dia toa maivana
Tena ampy ho Ahy ianao
2- Fa ny sandrinao no tena tiako hianteherana
Ka ny fitiavanao, fitiavana tsy hay ferana
Avant refrain :
Fa tena hovainao ho Ahy, no tiako hohatsarainao
'Zay rehetra mety momba Ahy
Esory 'zay rehetra mety tsy avy aminao
Rehefa eo ianao
ZIONA FAMONJENA (2006)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ziona FamonjenaVisites : 4209
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahiana.dafy2015
Date : 18/09/2018 12:09