You are here: home > Tononkira > 'Zay

Tandindonao ('Zay)

Vahotra aho
Tsy mahita ambara
Hovitaina ihany, ve ny tantara
Ka handao anao
Sy tsy ho anao

Eto ve no sampanana
Tsy maintsy hisarahana
Samy haka ho azy
Ka handevona
Ilay fitia tononkira.serasera.orgizay niraisana

Ref : Eny raha hofaranana
Dia ho tsapa sy tsy azo lavina
Fa ho mafy ihany,
Ny hizaka izany
Satria ao anatiko aho
Dia tavela ilay tandindonao
Inona no atao

http://tarikazay.alterlinks.com/

Hevitra mandeha

goodnssgirl (01/07/2017 12:02:14)

How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : 'Zay
Mpamaky : 15672
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Heriniaina
Tamin'ny : 18/04/2004 20:53:11
ID : 59

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo