You are here: home > Tononkira > 'Zay

Ndray andro zay ('Zay)

Niondrika ianao
tsy nahajery ahy
nilaozan’olon-tiana ka nangahiahy
ilay tavanao, kotsan-dranomaso
manatona aty
avy etsy hofafako

Ireo tambitambinao
Ireo safosafonao
nataonao t@ fo, t@amim-pitiavana avokoa
kaTsiky dia ampy tsy anenenanao
satria tsara ireo natao
"indray andro izy indray no hitomany anao"

ilay fonao mbola tia
tsy haiko atao ahoana
saino ko fa mandroso ihany ny fotoana
izy ne efa lasa
tamàna any an-kafa
tsy aleo ve manorim-piainana vaovao

Hevitra mandeha

goodnssgirl (01/07/2017 11:41:44)

How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : 'Zay
Mpamaky : 9300
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Fiffi
Tamin'ny : 04/06/2007 17:48:46
ID : 4494

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo