You are here: home > Tononkira > 'Zay

Mitamberina ('Zay)

Ireo masoko nitopy teny aminao
No nanjary pitik’afo tanatiko tao
Ka nahatonga ny eritreritro hiantefa
Tamin’ireo efa vita sy ireo efa

Ireo soa niarahana no toa tsarona
Ka nanetsika ireo lasa ho adinoina
Nefa nampangitononkira.serasera.orgniko izy tsy hilaza
Ny hamerenany ireo lasa nandratra

Ref : Fahatsiarovana niserana nandalo
Tsy hamerenana ireo lasa nampimalo
Fa raha ny antsika : Aza asiana teny intsony !
Fantatrao, tsy azo averina intsony !


http://tarikazay.alterlinks.com/

Hevitra mandeha

goodnssgirl (01/07/2017 12:01:09)

How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : 'Zay
Mpamaky : 8822
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Heriniaina
Tamin'ny : 21/10/2001 22:10:21
ID : 69

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo