Manontany ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpinamana ve sa mpifankatia
No hiantsoana ahy sy ianao
Mifanjohy foana, tia miaradia
Hivondronana izay atao
Indraindray aza mifampiantso izidwe hoe Tiana
Mifampijery avy samy variana
samy mbola tsy nisy nanambara fa tia
Na namoaka izay marina ao anaty
Oh Oh Oh
Manontany anao aho anio
Oh Oh Oh
Manontany aho ka mba valio
Tsy ianao irery tokoa moa no tokony hamaly izany
Fanontaniana ho antsika roa
Asa raha ho voavaly
Raha ny ahy aloha efa tononkira.serasera.org fantatro ihany
Saingy ny avy any aminao aoka tsy ho hanihany
Fantampantatro ihany izay mety ho havalinao
Saingy tsy anjarako ny manambara izany
Oh Oh Oh
Manontany anao aho anio
Oh Oh Oh
Manontany aho ka mba qqzihz valio
Fantampantatro ihany izay mety ho havalinao
Saingy tsy anjarako ny manambara izany
Oh Oh Oh
Manontany anao qzqfferx aho anio

--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl
(
01/07/2017 13:42)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture