You are here: home > Tononkira > zanny

ALEOKO (zanny)

Fandrika ny hatsaran-tarehy
Poizina manimba ny nofo
Loza manimba fanahy
Fanahy, fanahy



Aleoko ratsy feno fahendrena
Aleoko moana tsy afaka miteny
Toy izay tsara, ratsy fitondran-tena
Mamitaka mandratrra ireny



Fandrika ny hatsaran-tarehy
Poizina manimba ny fo
Loza manimba fanahy…



Aleoko ihany ilay mitafy tsotra
Aleoko ilay mididy mtononkira.serasera.organanjara
Toy izay ianao mirenty mihaingo be miavosa
Kanefa toa fanetry tsy manjary
Fitaka ny haingo sy ny rendra
Poizina manimba ny nofo…


Aleoko ilay tsy nianatra abidia
Aleoko ilay manpiasa lavotondro
Toy izay ianao ilay efa tetsy sy teroa
Kanefa malama nohon’ny trondro
Tsy ilaina ny fahalalana
Raha toa ka entina hanazimbarimbana
Loza manimba fanahy…




A/C ZANNY

Mpihira : zanny
Mpamaky : 2488
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 08/03/2007 11:09:43
ID : 4278

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo