Fianarana (Zandr'Ilampy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjara:
Alaina mora fa tsy hirotoroto
Hianatra mafy aho mila mazoto
Voahafatra foana ny mba tsy haditra
Hiezaka hatrany ny mba hotafita
Tsy vita mora mila zotom-po
Fianarana ihany no atao ao mpbyuqii an-doha
Mba ho olombanona fa tsy hozavam-poana
Satria tsy azo mora akory Ilay diplôme
Lucka:
Ho bé herim-po, ho tsara famindra
Fianarana no tononkira.serasera.org lova tsara indrindra } × 2
Ilaina ny vola, ilaina ny harena
Fa fahalalana no tena kendrena
....Instruments....
Del:
Ampitaina amireo ankizy sy tanora
Mianatra raha toa ka misy ny ora
Ataovy izay fomba rehetra ahatafita
Misy vokan-tsoa io rehefa vita
Fianarana foana, fianarana hatrany
Mivavaka koa ho fanampiny izany
Tsy miherikerika fa mila matoky
kwpw Satria efa miaraka amin'i Tompo Jesosy
Lucka:
Ho bé herim-po, ho tsara famindra
Fianarana no lova xwbqx tsara indrindra } × 2
Ilaina ny vola, ilaina ny harena
Fa fahalalana no tena kendrena
Alaina mora fa tsy hirotoroto
Hianatra mafy aho mila mazoto
Voahafatra foana ny mba tsy haditra
Hiezaka hatrany ny mba hotafita
Tsy vita mora mila zotom-po
Fianarana ihany no atao ao mpbyuqii an-doha
Mba ho olombanona fa tsy hozavam-poana
Satria tsy azo mora akory Ilay diplôme
Lucka:
Ho bé herim-po, ho tsara famindra
Fianarana no tononkira.serasera.org lova tsara indrindra } × 2
Ilaina ny vola, ilaina ny harena
Fa fahalalana no tena kendrena
....Instruments....
Del:
Ampitaina amireo ankizy sy tanora
Mianatra raha toa ka misy ny ora
Ataovy izay fomba rehetra ahatafita
Misy vokan-tsoa io rehefa vita
Fianarana foana, fianarana hatrany
Mivavaka koa ho fanampiny izany
Tsy miherikerika fa mila matoky
kwpw Satria efa miaraka amin'i Tompo Jesosy
Lucka:
Ho bé herim-po, ho tsara famindra
Fianarana no lova xwbqx tsara indrindra } × 2
Ilaina ny vola, ilaina ny harena
Fa fahalalana no tena kendrena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zandr'IlampyVangy : 224
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Luckaa
Daty : 15/04/2026 21:07
