Sôma be (ZADOO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly indray izaho mihaona aminareo o
Tafahoana indray ka hiara-hisôma ihfviqab o
Fotoana ela izay tsy nifankahita e
Dia ravo izahay ka handeha handihy vyhc e
Hisoma be, isika re, fa fety anie
Ity andro anio ity e
Avia nareo mba hampiseho
Fa fifaliana no hiainantsika nykrcrw rehetra e
Tafiho ny Malabary, sikino ny lamba o
Fa \\\\\\’sika manjamanja tsy ambaka ny hafa o
Satrohy ny tononkira.serasera.org penjy, ny volo atao tana voho e
Mijejojejo fa malagasy
Hiara-hikorana, hiara-hilalao
Tsy hisalasala izaho sy ianao
(bis)

--------
Lien: