You are here: home > Tononkira > YOUTH IMPACT

Vangio aho (YOUTH IMPACT)

Tompo ô, misaotra Anao
Ny amin’izao fotoana izao
Ahafahako mandray
Ny matavy avy aminao
Ahatsapako indray
Ny ebaneban’akanjonao
Manarona ahy

Tompo ô, apetrao amiko ny tananao
Kasiho amin’ny rantsa-tananao aho
Fenoy aho amin’ny hosotrao
Tompo ô, aza lalovanao fotsiny aho

Tompo ô, misaotra Anao
Ny amin’izao tononkira.serasera.orgfotoana izao
Ahafahako mandray
Ny matavy avy aminao
Ahatsapako indray
Ny ebaneban’akanjonao
Manarona ahy

Tompo ô, apetrao amiko ny tananao
Kasiho amin’ny rantsa-tananao aho
Fenoy aho amin’ny hosotrao
Tompo ô, aza lalovanao fotsiny aho

Maniry Anao loatra ny fo
Maniry Anao loatra ny fo
Maniry Anao loatra ny fo
Tompo ô, vangio aho androany

Hevitra mandeha

Zoky_Aina (02/07/2019 15:38:27)

Tamin'ny taona nahafatesan'i Ozia mpanjaka no nahitako ny Tompo nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianana avo sady manerinerina, ary ny ebaneban'akanjony nahafeno ny tempoly.Isaia 6 : 1

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : YOUTH IMPACT
Mpamaky : 106
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Zoky_Aina
Tamin'ny : 02/07/2019 15:37:59
ID : 11863

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo