Saotra ho Anao (YDERAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org hasandratro ho Anao Tompo o! ny haja
ny fo sy ny saina hiaran-kalaza
ko manomboka androany
sy ny androko sisa Jesoa
foiko ho Anao ye!ye!

ref:
fa nanavotra ny aiko tsy ho very Ianao
tao anaty ny ota nefa nodiovinao
ko inty ny foko omeko hanjakao
Tompo!!!

faranako hatreo ny ditra sy ny adalana
fa olom-baovao ccssn aho ka tsy andika lalana
hanaraka Anao aho ninoninona hajo vfov Jesoa
raiso vjgci aho ye!ye!!
ref:..............



Tonony sy feon : Onja (Yderah)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : YDERAH
Vangy : 1655
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : yetry
Daty : 26/05/2015 13:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0483