saro-piaro (Willah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aiza ianao vadiko (saro-piaro o!)aiza ianao cheriko’ (saro-piaro)
anilanao no iriko (saro-piaro)
akaikinao no fidiko
antsoiko an-telefon hoa zalahy tsy mba mamaly e!!)x2
alehako a-birao a zalahy tsy mba falifay eh)x2
hakako mpitsikilo a zalahy mahalasa adala e!)x2
ref : fa ity vatanao (ilaiko)
ny souriranao (ilaiko)
ny voituranao (ilaiko)
ny chaussuranao (tsy ilaiko o)
zaho tsy hiala aminao)x3
fa saro -piaro zaho
zaho tsy hiala aminao)x3
fa saro-piaro zaho
zaho tsy hiala aminao ka!!!
NAHOANA KOSA MOA!!
--------
Link: